any ianao zay e!

any ianao zay e!
raha mba fantatrao mantsy malala ô!

# Posté le lundi 21 mars 2005 18:46

kel talent!

kel talent!
kesk vs en pensez?

# Posté le lundi 21 mars 2005 18:54

ra mba fantatrao mantsy malala ô

ra mba fantatrao mantsy malala ô
maro be reo zavatra tiako ambara
ny masonao mijery, ny tananao nandray ahy
dia ampy nahalalako fa izaho ho anao ary ianao ho ahy...
tafaray tsika androany, faniriana ny ho doria
tiako ho hiraina eran-tany, faly 'ty foko tena tia
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 21 mars 2005 19:05

any misy ol 1 tsaroako foana

any misy ol 1 tsaroako foana
je ne sais pas si tu te reconnaîtras mon pti 'tchou, je sais que tu l'admires, c pour toi que je l'ai mis là...bisous
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 21 mars 2005 19:29

'ty koa tsy ambaniny anefa

je ne me lasserai jamais d'entendre ta voix...
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 21 mars 2005 19:31